1 Samoela 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nandeha nody tany an-tranony tany Rama i Elkana, ary ilay zaza kosa lasa mpanompon’i+ Jehovah teo anatrehan’i Ely mpisorona. 1 Samoela 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanompo an’i Jehovah teo anatrehan’i Ely i Samoela zaza,+ nandritra izany fotoana izany. Ary nahalana ny teny avy tamin’i Jehovah+ tamin’izany andro izany,+ sady tsy dia nisy firy ny fahitana.+
11 Dia nandeha nody tany an-tranony tany Rama i Elkana, ary ilay zaza kosa lasa mpanompon’i+ Jehovah teo anatrehan’i Ely mpisorona.
3 Nanompo an’i Jehovah teo anatrehan’i Ely i Samoela zaza,+ nandritra izany fotoana izany. Ary nahalana ny teny avy tamin’i Jehovah+ tamin’izany andro izany,+ sady tsy dia nisy firy ny fahitana.+