FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 30:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 ary henon’ny vadiny izany nefa nangina fotsiny ralehilahy tamin’ny andro nandrenesany izany, dia hanan-kery ilay voady nataon-dravehivavy, na ilay voadiny hoe hifady zavatra.+

  • Nomery 30:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa raha mangina fotsiny ny vadiny rehefa mandeha ny fotoana, dia mampanan-kery ny voady rehetra nataon-dravehivavy izy, na izay voadiny hoe hifady zavatra.+ Mampanan-kery izany ralehilahy, satria nangina fotsiny tamin’ny andro nandrenesany izany.

  • Deoteronomia 23:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tano ny teninao,+ ary araka izay voadinao tamin’i Jehovah Andriamanitrao no ataovy fa toy ny fanatitra an-tsitrapo naloaky ny vavanao izany.+

  • Mpitoriteny 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha mivoady amin’Andriamanitra ianao, dia efao izany+ fa aza mangataka andro, satria tsy hahazo sitraka ny adala.+ Koa efao ny voadinao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara