1 Samoela 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nody tany an-tranony tany Gibea+ kosa i Saoly. Ary niaraka taminy ireo lehilahy mahery fo, satria nanohina ny fon’izy ireo Andriamanitra.+ 1 Samoela 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nitoetra tany amin’ny sisin’i Gibea+ i Saoly tamin’izay, teo ambanin’ilay ampongabendanitra naniry teo Migrona, ary nisy eninjato lahy teo ho eo niaraka taminy.+
26 Nody tany an-tranony tany Gibea+ kosa i Saoly. Ary niaraka taminy ireo lehilahy mahery fo, satria nanohina ny fon’izy ireo Andriamanitra.+
2 Nitoetra tany amin’ny sisin’i Gibea+ i Saoly tamin’izay, teo ambanin’ilay ampongabendanitra naniry teo Migrona, ary nisy eninjato lahy teo ho eo niaraka taminy.+