FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 71:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Andriamanitra ô, aza mahafoy ahy, mandra-pahantitro sy mandra-pahafotsin’ny voloko,+

      Mandra-pilazako amin’ny taranaka manaraka fa mahery ny sandrinao,+

      Ary mandra-pilazako amin’ny taranaka ho avy rehetra ny fahatanjahanao.+

  • Ohabolana 16:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Satroboninahitra tsara tarehy ny volo fotsy,+ raha ao amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahazoana azy.+

  • Ohabolana 20:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ravaky ny tanora ny tanjany,+ ary voninahitry ny zokiolona ny volofotsiny.+

  • Isaia 46:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Na mandra-pahantitrareo aza, dia tsy miova Aho,+ ary na mandra-pahafotsin’ny volonareo aza dia mbola hanohana anareo foana aho.+ Hanao zavatra tokoa aho,+ ka hitondra sy hanohana ary hamonjy+ anareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara