Eksodosy 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary ireo no Arona sy Mosesy izay nilazan’i Jehovah hoe:+ “Ento mivoaka avy ao amin’ny tany Ejipta ny zanak’Israely, araka ny tafika misy azy avy.”+ Nehemia 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nampahafantarinao azy ny sabatanao+ masina, ary nomenao didy sy fitsipika ary lalàna izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy mpanomponao.+ Salamo 77:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Notarihinao toy ny andian’ondry ny olonao,+Tamin’ny tanan’i Mosesy sy Arona.+ Salamo 105:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa nirahiny i Mosesy mpanompony+Sy Arona izay nofidiny.+ Hosea 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mpaminany no nampiasain’i Jehovah hitondra ny Israely hiakatra avy tany Ejipta,+ ary mpaminany koa no nampiasainy hiambina azy.+ Mika 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nitondra anao niakatra avy tany Ejipta aho,+ ary avy tao amin’ny trano fanandevozana no nanavotako anao.+ Ary naniraka an’i Mosesy sy Arona ary Miriama aho mba handeha teo alohanao.+
26 Ary ireo no Arona sy Mosesy izay nilazan’i Jehovah hoe:+ “Ento mivoaka avy ao amin’ny tany Ejipta ny zanak’Israely, araka ny tafika misy azy avy.”+
14 Dia nampahafantarinao azy ny sabatanao+ masina, ary nomenao didy sy fitsipika ary lalàna izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy mpanomponao.+
13 Mpaminany no nampiasain’i Jehovah hitondra ny Israely hiakatra avy tany Ejipta,+ ary mpaminany koa no nampiasainy hiambina azy.+
4 Nitondra anao niakatra avy tany Ejipta aho,+ ary avy tao amin’ny trano fanandevozana no nanavotako anao.+ Ary naniraka an’i Mosesy sy Arona ary Miriama aho mba handeha teo alohanao.+