FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Raha matahotra an’i Jehovah+ ianareo ka manompo azy+ tokoa ary mankatò ny teniny,+ sady tsy manohitra+ ny baikon’i Jehovah, dia homba anareo sy ny mpanjakanareo i Jehovah Andriamanitrareo.

  • Salamo 111:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena.+

      ש [Sina]

      Tena lalin-tsaina izay rehetra mankatò ny didiny.+

      ת [Tao]

      Maharitra mandrakizay ny fiderana azy.+

  • Mpitoriteny 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara