1 Samoela 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia nanjary niraiki-po be+ tamin’i Davida i Jonatana,+ ka tia azy toy ny tenany mihitsy.+ 2 Samoela 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy i Davida: “Nanahoana ny fandehany tany? Mba lazao ahy kely, azafady.” Dia hoy izy: “Vaky nandositra tamin’ny ady ny olona, ary be dia be koa no lavo ka maty.+ Ary maty hatramin’i Saoly+ sy Jonatana+ zanany.” 2 Samoela 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nangoraka an’i Mefiboseta+ zanak’i Jonatana zanak’i Saoly anefa ny mpanjaka, noho ny fianianana+ nataon’i Davida sy Jonatana zanak’i Saoly, tamin’ny anaran’i Jehovah.
18 Raha vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia nanjary niraiki-po be+ tamin’i Davida i Jonatana,+ ka tia azy toy ny tenany mihitsy.+
4 Ary hoy i Davida: “Nanahoana ny fandehany tany? Mba lazao ahy kely, azafady.” Dia hoy izy: “Vaky nandositra tamin’ny ady ny olona, ary be dia be koa no lavo ka maty.+ Ary maty hatramin’i Saoly+ sy Jonatana+ zanany.”
7 Nangoraka an’i Mefiboseta+ zanak’i Jonatana zanak’i Saoly anefa ny mpanjaka, noho ny fianianana+ nataon’i Davida sy Jonatana zanak’i Saoly, tamin’ny anaran’i Jehovah.