FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Raha vao tonga tany izy, dia nitsoka anjombona+ nanerana ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Ary niara-nidina taminy avy tany amin’ilay faritra be tendrombohitra ny zanak’Israely, ary izy no mpitarika azy ireo.

  • Mpitsara 6:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary tonga tamin’i* Gideona ny fanahin’i* Jehovah,+ ka notsofiny ny anjombona.+ Dia novorina ny Abi-ezerita+ mba hanaraka azy.

  • 2 Samoela 2:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary notsofin’i Joaba ny anjombona,+ dia nijanona ny olona rehetra ka tsy nanenjika ny Israely intsony, ary tsy nanohy ny ady intsony koa.

  • 2 Samoela 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nisy lehilahy tsy manjary+ iray teo. Sheba+ no anarany, ary zanak’i Bikry Benjaminita izy. Nitsoka anjombona izy+ ka niteny hoe: “Tsy manana anjara amin’i Davida na lova eo amin’ny zanak’i Jese isika.+ Koa samia mankany amin’ny andriamaniny avy,+ ry Israely ô!”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara