21 “Raha mivoady amin’i Jehovah+ Andriamanitrao ianao dia aza ela fanefa,+ satria tena hampamoahin’i Jehovah Andriamanitrao ny amin’izany ianao ka ho fahotana ho anao tokoa izany.+
5 Taoriana kelin’izay, dia hoy izy tamin’ireo lehilahy tao Sokota:+ “Mba omeo mofo re ny olona manaraka ahy+ fa reraka e! Manenjika an’i Zebaha+ sy Zalmona,+ mpanjakan’ny Midianina, mantsy aho.”
29 Ary tantely+ sy dibera+ sy ondry ary fromazy vita tamin’ny rononon’omby, no naroson’izy ireo hohanin’i Davida sy ny olona niaraka taminy.+ Hoy mantsy izy ireo: “Noana sy reraka ary mangetaheta ny olona tany an-tany efitra.”+