Mpitsara 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Taoriana kelin’izay, dia hoy izy tamin’ireo lehilahy tao Sokota:+ “Mba omeo mofo re ny olona manaraka ahy+ fa reraka e! Manenjika an’i Zebaha+ sy Zalmona,+ mpanjakan’ny Midianina, mantsy aho.” Isaia 44:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mampiasa antsy fanaovana sokitra ny mpanefy vy, ary somokotra manefy vy eo amin’ny afon-tsaribao. Manamboatra izany amin’ny marotoa izy, ka somokotra erỳ miasa amin’ny herin-tsandriny.+ Noana indray anefa izy ka lany hery. Tsy nisotro rano izy ka reraka.
5 Taoriana kelin’izay, dia hoy izy tamin’ireo lehilahy tao Sokota:+ “Mba omeo mofo re ny olona manaraka ahy+ fa reraka e! Manenjika an’i Zebaha+ sy Zalmona,+ mpanjakan’ny Midianina, mantsy aho.”
12 Mampiasa antsy fanaovana sokitra ny mpanefy vy, ary somokotra manefy vy eo amin’ny afon-tsaribao. Manamboatra izany amin’ny marotoa izy, ka somokotra erỳ miasa amin’ny herin-tsandriny.+ Noana indray anefa izy ka lany hery. Tsy nisotro rano izy ka reraka.