Ohabolana 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+ fa ny fanapahan-kevitra rehetra avy amin’izany kosa dia avy amin’i Jehovah.+ Jona 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nifampiresaka ireo tantsambo hoe: “Andao hanao antsapaka+ hahalalana izay tompon’antoka amin’izao loza manjo antsika izao.”+ Dia nanao antsapaka izy ireo, ka i Jona no tratra.+
33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+ fa ny fanapahan-kevitra rehetra avy amin’izany kosa dia avy amin’i Jehovah.+
7 Ary nifampiresaka ireo tantsambo hoe: “Andao hanao antsapaka+ hahalalana izay tompon’antoka amin’izao loza manjo antsika izao.”+ Dia nanao antsapaka izy ireo, ka i Jona no tratra.+