1 Samoela 31:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary narahin’ny Filistinina akaiky dia akaiky i Saoly sy ny zanany lahy, ka matin’izy ireo ny zanak’i Saoly, dia i Jonatana+ sy Abinadaba+ ary Malkisoa.+ 1 Tantara 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary i Nera+ niteraka an’i Kisy,+ ary i Kisy niteraka an’i Saoly,+ ary i Saoly niteraka an’i Jonatana+ sy Malkisoa+ sy Abinadaba+ ary Esbala.+
2 Ary narahin’ny Filistinina akaiky dia akaiky i Saoly sy ny zanany lahy, ka matin’izy ireo ny zanak’i Saoly, dia i Jonatana+ sy Abinadaba+ ary Malkisoa.+
33 Ary i Nera+ niteraka an’i Kisy,+ ary i Kisy niteraka an’i Saoly,+ ary i Saoly niteraka an’i Jonatana+ sy Malkisoa+ sy Abinadaba+ ary Esbala.+