Genesisy 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nanenina+ i Jehovah noho ny nanaovany ny olona ambonin’ny tany, ka nalahelo ny fony.+ 1 Samoela 15:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hoy anefa i Samoela taminy: “Tsy hiverina hiaraka aminao aho, fa efa nanda ny tenin’i Jehovah ianao, ka lavin’i Jehovah tsy ho mpanjakan’ny Israely intsony.”+ 1 Samoela 15:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary i Samoela tsy nahita an’i Saoly intsony mandra-pahafatiny, nefa nalahelo+ noho ny amin’i Saoly izy. I Jehovah kosa nanenina noho ny nanaovany an’i Saoly ho mpanjakan’ny Israely.+ Jeremia 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 nefa miala amin’ilay faharatsiana nanamelohako azy ilay firenena,+ dia hanenenako ny loza noeritreretiko hamelezana azy.+
26 Hoy anefa i Samoela taminy: “Tsy hiverina hiaraka aminao aho, fa efa nanda ny tenin’i Jehovah ianao, ka lavin’i Jehovah tsy ho mpanjakan’ny Israely intsony.”+
35 Ary i Samoela tsy nahita an’i Saoly intsony mandra-pahafatiny, nefa nalahelo+ noho ny amin’i Saoly izy. I Jehovah kosa nanenina noho ny nanaovany an’i Saoly ho mpanjakan’ny Israely.+
8 nefa miala amin’ilay faharatsiana nanamelohako azy ilay firenena,+ dia hanenenako ny loza noeritreretiko hamelezana azy.+