FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Raha resin’ny fahavalo ny Israely olonao+ satria nanota taminao,+ nefa miverina aminao tokoa izy,+ ary midera ny anaranao+ sy mivavaka+ ary mitalaho famindram-po aminao, ato amin’ity trano ity,+

  • Jeremia 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Ahitsio ny lalanareo sy ny fanaonareo, dia hataoko monina eto amin’ity toerana ity foana ianareo.+

  • Ezekiela 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Ary raha miala amin’ny fahotany rehetra ny ratsy fanahy,+ ka tena mitandrina ny lalàko rehetra ary manao ny rariny sady manao izay mahitsy,+ dia ho velona tokoa izy fa tsy ho faty.+

  • Ezekiela 33:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lazao aminy hoe: ‘“Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, “dia tsy sitrako ny hahafatesan’ny ratsy fanahy,+ fa ny hialany amin’ny lalan-dratsiny+ mba ho velona izy.+ Mialà, mialà amin’ny lalan-dratsinareo,+ fa nahoana ianareo no ho faty, ry taranak’Israely?”’+

  • Jona 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia nino an’Andriamanitra ny olona tao Ninive,+ ka nanao antso avo hoe hisy fifadian-kanina. Nitafy lamba gony koa izy ireo,+ hatramin’ny lehibe indrindra ka hatramin’ny kely indrindra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara