Tononkiran’i Solomona 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Tsara tarehy ny malalako, sady somary mena. Ary miavaka ao anatin’ny olona iray alina izy.+ Fitomaniana 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nadio+ be* ny Naziritany,+ sady fotsy noho ny ronono.Mena+ noho ny haran-dranomasina* izy ireo, sady nangirana toy ny safira.+
7 Nadio+ be* ny Naziritany,+ sady fotsy noho ny ronono.Mena+ noho ny haran-dranomasina* izy ireo, sady nangirana toy ny safira.+