1 Samoela 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hiasa aminao ny fanahin’i+ Jehovah, ka hiteny toy ny mpaminany+ miaraka amin’izy ireo eo ianao, sady hovana ho olom-baovao. 1 Samoela 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary izay rehetra nahafantatra azy taloha, dia nahita azy naminany niaraka tamin’ny mpaminany. Koa nifampiresaka ny olona hoe: “Fa naninona ity zanak’i Kisy? Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+ 1 Samoela 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary mba nanala ny akanjony koa izy sady nanao hoatran’ny mpaminany teo anatrehan’i Samoela, ka nandry nitanjaka* nandritra iny andro iny sy ny alina tontolo.+ Koa izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: “Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+
6 Ary hiasa aminao ny fanahin’i+ Jehovah, ka hiteny toy ny mpaminany+ miaraka amin’izy ireo eo ianao, sady hovana ho olom-baovao.
11 Ary izay rehetra nahafantatra azy taloha, dia nahita azy naminany niaraka tamin’ny mpaminany. Koa nifampiresaka ny olona hoe: “Fa naninona ity zanak’i Kisy? Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+
24 Ary mba nanala ny akanjony koa izy sady nanao hoatran’ny mpaminany teo anatrehan’i Samoela, ka nandry nitanjaka* nandritra iny andro iny sy ny alina tontolo.+ Koa izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: “Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+