1 Samoela 30:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary namely azy ireo i Davida, nanomboka tamin’ny mazava ratsy ka hatramin’ny takariva, mba handringanana azy tanteraka. Ary tsy nisy niangana izy ireo,+ afa-tsy zatovolahy efajato nitsoaka nitaingina rameva.
17 Ary namely azy ireo i Davida, nanomboka tamin’ny mazava ratsy ka hatramin’ny takariva, mba handringanana azy tanteraka. Ary tsy nisy niangana izy ireo,+ afa-tsy zatovolahy efajato nitsoaka nitaingina rameva.