FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hoy i Davida: “Mbola misy olona anisan’ny taranak’i Saoly ve any ho any, mba hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana,+ noho ny amin’i Jonatana?”+

  • 2 Samoela 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hoy koa i Davida: “Aza matahotra, fa haneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao.+ Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i+ Saoly raibenao, ary hisakafo eo an-databatro foana ianao.”+

  • 2 Samoela 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hiasa ny tany ho azy ianao sy ny zanakao lahy ary ny mpanomponao. Hanangona ny vokatra ianao, ary ho sakafon’ny fianakavian’ny zafikelin’ny tomponao izany, ka hihinana izy ireo. Fa i Mefiboseta zafikelin’ny tomponao kosa hisakafo eo an-databatro foana.”+

      Ary nanan-janakalahy dimy ambin’ny folo sy mpanompo roapolo i Ziba.+

  • 2 Samoela 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nipetraka tany Jerosalema i Mefiboseta, satria teo an-databatry ny mpanjaka foana izy no nisakafo.+ Ary nalemy ny tongony roa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara