FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 31:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Ary nifoha maraina i Labana ka nanoroka+ an’ireo zanany lahy sy zanany vavy, dia nitso-drano azy.+ Ary niainga i Labana ka nody tany aminy.+

  • Rota 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa vao mainka nitomany mafy izy roa. Dia nanoroka ny rafozambaviny i Orpa avy eo, fa i Rota kosa nifikitra taminy.+

  • 1 Samoela 20:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Koa lasa ilay mpanompo. Fa i Davida kosa nitsangana avy teo akaiky teo, teo atsimo. Dia niondrika+ izy ka niankohoka tamin’ny tany intelo. Koa nifanoroka+ izy roa lahy ary samy nitomany, ka ny iray nitomany ny iray, ary ny iray koa nitomany ny iray. Tamin’ny farany dia i Davida no nitomany mafy indrindra.+

  • 1 Mpanjaka 19:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nilaozan’i Elisa teo ny omby ka lasa izy nihazakazaka nanaraka an’i Elia, ary niteny hoe: “Avelao aho aloha, azafady, mba hanoroka ny ray aman-dreniko,+ ary hanaraka anao aho avy eo.” Dia hoy i Elia: “Mandehana miverina, fa inona moa no nataoko taminao?”

  • Asan’ny Apostoly 20:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Nitomany mafy tokoa izy rehetra, ary namihina ny vozon’i+ Paoly, ka nanoroka+ azy tamim-pitiavana,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara