FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nisy tanàna kely iray, nonenan’ny lehilahy vitsivitsy. Dia nisy mpanjaka lehibe iray tonga ka nanodidina an’ilay tanàna sy nanisy dongona goavana mba hanaovana fahirano azy.+

  • Jeremia 33:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely momba ireo trano ato amin’ity tanàna ity, sy momba ny tranon’ireo mpanjakan’ny Joda, izay horavana satria nanorina tovon-tany* ny fahavalo hanaovana fahirano azy sady nampiasa sabatra,+

  • Lioka 19:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Fa ho avy aminao ny andro hananganan’ny fahavalonao fefy hazo maranitra manodidina anao,+ ka hohodidininy+ ianao ary hampahoriny+ amin’ny lafiny rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara