1 Samoela 25:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary niankohoka teo an-tongony+ ravehivavy ka niteny hoe: “Aoka ho ahy ny fahadisoana,+ tompoko. Ary mba avelao ny mpanompovavinao hiteny kely aminao,+ ka henoy ny tenin’ny mpanompovavinao.
24 Ary niankohoka teo an-tongony+ ravehivavy ka niteny hoe: “Aoka ho ahy ny fahadisoana,+ tompoko. Ary mba avelao ny mpanompovavinao hiteny kely aminao,+ ka henoy ny tenin’ny mpanompovavinao.