FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Namindra fo anefa izy,+ ary namela fahadisoana,+ ka tsy nandringana.+

      Imbetsaka koa izy no nanindry ny fahatezerany,+

      Ka tsy namoaka ny fahavinirany rehetra.

  • Jeremia 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Namono an’i Mika ve i Hezekia mpanjakan’ny Joda sy ny olon’i Joda rehetra tamin’izay? Tsy natahotra an’i Jehovah ve i Hezekia ary nampitony an’i Jehovah,+ ka nanenenan’i Jehovah ny loza efa nolazainy hamelezana azy ireo?+ Koa mitady loza lehibe ho an’ny tenantsika isika raha mamono an’i Jeremia.+

  • Joela 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny fonareo no rovito,+ fa tsy ny akanjonareo.+ Dia miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo, fa tsara fanahy sy mamindra fo izy,+ sady tsy mora tezitra+ no be hatsaram-panahy feno fitiavana.+ Ary hanenina ny amin’ilay loza kasainy hampiharina izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara