1 Mpanjaka 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka+ eny an-tendrombohitra, tahaka ny ondry tsy misy mpiandry,+ ny Israelita rehetra. Ary hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo. Aoka izy samy hody soa aman-tsara any an-tranony.’”+ Salamo 44:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Afoinao toy ny ondry atao sakafo izahay,+Ary aparitakao any amin’ireo firenena.+ Salamo 95:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izy no Andriamanitsika, ary isika no olona karakarainy eo an-kijanany, sy ondry tarihiny.+Raha mihaino ny feony ianareo anio,+
17 Dia hoy i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka+ eny an-tendrombohitra, tahaka ny ondry tsy misy mpiandry,+ ny Israelita rehetra. Ary hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo. Aoka izy samy hody soa aman-tsara any an-tranony.’”+
7 Fa izy no Andriamanitsika, ary isika no olona karakarainy eo an-kijanany, sy ondry tarihiny.+Raha mihaino ny feony ianareo anio,+