FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Rehefa tafahoatra kely an’ilay tampom-piakarana i Davida,+ dia tonga nitsena azy i Ziba+ mpanompon’i Mefiboseta,+ sady nitondra ampondra roa+ voaisy lasely. Ary teo ambonin’ireo dia nisy mofo roanjato,+ sy mofo zato vita tamin’ny voaloboka maina,+ sy mofo zato vita tamin’ny voankazo masaka fahavaratra,+ ary divay eran’ny siny lehibe.+

  • 2 Samoela 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nisy arivo lahy avy amin’ny fokon’i Benjamina niaraka taminy. Niaraka taminy koa i Ziba+ mpanompon’ny ankohonan’i Saoly, mbamin’ny zanany dimy ambin’ny folo lahy+ sy ny mpanompony roapolo. Ary tonga soa aman-tsara teo Jordana, talohan’ny mpanjaka izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara