2 Ary nanana mpanompo atao hoe Ziba+ ny ankohonan’i Saoly. Koa nantsoina ho any amin’i Davida izy. Ary hoy ny mpanjaka taminy: “Ianao ve no Ziba?” Dia hoy izy: “Mpanomponao aho.”
9 Ary nantsoin’ny mpanjaka i Ziba mpanompon’i Saoly, ka nilazany hoe: “Izay rehetra an’i Saoly sy an’ny ankohonany manontolo, dia omeko+ ho an’ilay zafikelin’ny tomponao.