1 Samoela 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary ren’i Davida tany an-tany efitra fa nanety+ ny ondriny i Nabala. 1 Samoela 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa izaho ve dia haka ny mofoko+ sy ny ranoko ary ny henan’ny biby izay novonoiko sy norasarasaiko ho an’ny mpanety ondriko, ka hanome izany ho an’ny olona tsy fanta-piaviana?”+
11 Koa izaho ve dia haka ny mofoko+ sy ny ranoko ary ny henan’ny biby izay novonoiko sy norasarasaiko ho an’ny mpanety ondriko, ka hanome izany ho an’ny olona tsy fanta-piaviana?”+