2 Samoela 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa afaka roa taona katroka, dia nampanety ny ondriny+ tany Bala-hazora any akaikin’i Efraima+ i Absaloma. Ary nasainy daholo ny zanakalahin’ny mpanjaka.+
23 Rehefa afaka roa taona katroka, dia nampanety ny ondriny+ tany Bala-hazora any akaikin’i Efraima+ i Absaloma. Ary nasainy daholo ny zanakalahin’ny mpanjaka.+