1 Samoela 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nampandalovin’i Jese koa i Sama,+ nefa hoy i Samoela: “Tsy nifidy an’io koa i Jehovah.” 1 Tantara 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jese niteraka an’i Eliaba+ lahimatoany, Abinadaba+ ny lahy faharoa, Simea+ ny fahatelo,