-
2 Samoela 13:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Farany dia te hahita mafy an’i Absaloma i Davida Mpanjaka. Efa nampionon-tena tamin’ny nahafatesan’i Amnona mantsy izy.
-
-
2 Samoela 19:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Koa nanjary fisaonana ho an’ny olona rehetra ny famonjena tamin’iny andro iny, satria ren’izy ireo tamin’iny andro iny hoe: “Malahelo an-janany ny mpanjaka.”
-