FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa hamely ny ankohonanao foana ny sabatra+ mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ satria naniratsira ahy ianao ka nalainao ho vadinao ny vadin’i Oria Hetita.’

  • 2 Samoela 17:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy i Absaloma sy ny lehilahy israelita rehetra: “Tsara+ noho ny torohevitr’i Ahitofela ny an’i Hosay Arkita!” I Jehovah anefa no efa nanapa-kevitra+ ny hampandamòka ny torohevitr’i+ Ahitofela, na dia tsara aza ilay izy,+ mba hampidiran’i Jehovah loza+ amin’i Absaloma.

  • Ohabolana 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ohabolan’i Solomona.+

      Ny zanaka hendry mampifaly ny rainy,+ fa ny zanaka adala kosa mampahory ny reniny.+

  • Ohabolana 19:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fahoriana ho an-drainy ny zanaka tsisy saina,+ ary ny vehivavy tia ady dia toy ny tafo mitete izay mampiala anao ao an-trano.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara