23 Zahao ka fantaro daholo izay toeram-piafenany, ary mitondrà porofo miverina atỳ amiko, dia hiaraka aminareo aho. Fa raha eto amin’ity tany ity izy, dia hataoko sava hao ny arivon’i+ Joda rehetra mba hahitako azy.”
9 Miafina+ any an-davaka izy izao na any an-toeran-kafa. Ary raha izy no manafika voalohany, dia hiely ny resaka hoe: ‘Resy ny mpanaraka an’i Absaloma!’