19 Tatỳ aoriana, dia niakatra nankany amin’i Saoly tao Gibea+ ny lehilahy tao Zifa,+ ka nanao hoe: “Tsy fantatrao angaha fa miafina any akaikinay i Davida,+ eny amin’ny toerana sarotra aleha ao Horesa,+ eny amin’ny havoanan’i Hakila,+ izay eo ankavanan’i Jesimona?+