2 Samoela 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hoy i Ahimaza+ zanak’i Zadoka: “Mba avelao re aho hihazakazaka hilaza ny vaovao amin’ny mpanjaka, fa efa nitsara azy i Jehovah mba hanafaka azy eo an-tanan’ny fahavalony.”+
19 Ary hoy i Ahimaza+ zanak’i Zadoka: “Mba avelao re aho hihazakazaka hilaza ny vaovao amin’ny mpanjaka, fa efa nitsara azy i Jehovah mba hanafaka azy eo an-tanan’ny fahavalony.”+