FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Miaraka amin’izy ireo ny zanany roa lahy, dia i Ahimaza+ zanak’i Zadoka sy Jonatana+ zanak’i Abiatara. Koa amin’ny alalan’izy roa lahy no handefasanareo atỳ amiko izay rehetra mety ho renareo.”

  • 2 Samoela 17:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nijoro teo En-rogela+ i Jonatana+ sy Ahimaza,+ satria tsy sahy niseho tao an-tanàna. Koa nisy mpanompovavy lasa niteny tamin’izy roa lahy. Dia lasa izy ireo, satria tsy maintsy hilaza amin’i Davida Mpanjaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara