1 Mpanjaka 14:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama Mpanjaka, dia niakatra hanafika an’i Jerosalema i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta. 2 Tantara 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama,+ dia niakatra i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta mba hanafika an’i Jerosalema, satria nivadika tamin’i Jehovah ny Israely.+
25 Ary tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama Mpanjaka, dia niakatra hanafika an’i Jerosalema i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta.
2 Ary tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama,+ dia niakatra i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta mba hanafika an’i Jerosalema, satria nivadika tamin’i Jehovah ny Israely.+