1 Mpanjaka 11:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nitady hamono an’i Jeroboama i Solomona.+ Koa lasa nandositra+ tany Ejipta ho any amin’i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta i Jeroboama, ary nijanona tany mandra-pahafatin’i Solomona. 2 Tantara 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama,+ dia niakatra i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta mba hanafika an’i Jerosalema, satria nivadika tamin’i Jehovah ny Israely.+
40 Nitady hamono an’i Jeroboama i Solomona.+ Koa lasa nandositra+ tany Ejipta ho any amin’i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta i Jeroboama, ary nijanona tany mandra-pahafatin’i Solomona.
2 Ary tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama,+ dia niakatra i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta mba hanafika an’i Jerosalema, satria nivadika tamin’i Jehovah ny Israely.+