1 Mpanjaka 11:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary teo koa i Jeroboama+ zanak’i Nebata. Efraimita avy any Zareda izy, ary mpanompon’i Solomona.+ Zeroa no anaran-dreniny, ary mpitondratena ravehivavy. Nikomy tamin’ny mpanjaka koa io Jeroboama io.+
26 Ary teo koa i Jeroboama+ zanak’i Nebata. Efraimita avy any Zareda izy, ary mpanompon’i Solomona.+ Zeroa no anaran-dreniny, ary mpitondratena ravehivavy. Nikomy tamin’ny mpanjaka koa io Jeroboama io.+