1 Mpanjaka 11:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nitady hamono an’i Jeroboama i Solomona.+ Koa lasa nandositra+ tany Ejipta ho any amin’i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta i Jeroboama, ary nijanona tany mandra-pahafatin’i Solomona. 2 Tantara 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha vao ren’i Jeroboama+ zanak’i Nebata izany, raha mbola tany Ejipta+ izy—fa nandositra tany izy noho ny amin’i Solomona Mpanjaka—dia niverina haingana avy tany Ejipta izy.+
40 Nitady hamono an’i Jeroboama i Solomona.+ Koa lasa nandositra+ tany Ejipta ho any amin’i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta i Jeroboama, ary nijanona tany mandra-pahafatin’i Solomona.
2 Raha vao ren’i Jeroboama+ zanak’i Nebata izany, raha mbola tany Ejipta+ izy—fa nandositra tany izy noho ny amin’i Solomona Mpanjaka—dia niverina haingana avy tany Ejipta izy.+