13Nisy lehilahin’Andriamanitra+ niainga avy any Joda, noho ny tenin’i+ Jehovah. Ary tonga tany Betela izy, raha mbola nitsangana teo anilan’ny alitara+ i Jeroboama mba hanolotra setroka ho sorona.+
18 Dia hoy ravehivavy tamin’i Elia: “Misy zavatra iombonako aminao angaha moa,+ ry lehilahin’Andriamanitra ô? Tonga atỳ amiko ianao mba hampahatsiahy ny fahotako+ sy hamono ny zanako.”
1Fahiny ela be, dia niteny tamin’ny razantsika tamin’ny alalan’ny mpaminany+ Andriamanitra. Ary imbetsaka+ sady tamin’ny fomba maro no nanaovany izany.