FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 21:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary raha tezitra amin’ny namany ny olona iray, ka manao hafetsena ary mamono azy,+ dia hosamborinao ilay olona na dia eo amin’ny alitarako aza, ary hovonoina ho faty.+

  • Eksodosy 38:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nasiany tandrony+ ny zorony efatra, ka avy tamin’ny zoron’ilay alitara ihany ireo tandrony. Ary nopetahany takela-barahina ilay alitara.+

  • 1 Mpanjaka 2:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary nisy nilaza izany tamin’i Joaba.+ Niandany tamin’i Adonia mantsy i Joaba,+ na dia tsy niandany tamin’i Absaloma aza.+ Dia nandositra tao amin’ny tranolain’i+ Jehovah i Joaba, ka nohazoniny mafy ny tandroky ny alitara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara