FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Nahatonga ny vahoaka hanota izany,+ ka tonga hatrany Dana izy ireo mba ho eo anatrehan’ilay zanak’omby tao.

  • 1 Mpanjaka 16:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Toy ny hoe mbola tsy ampy azy ihany+ ny nandeha tamin’ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, fa mbola nalainy ho vady+ koa i Jezebela+ zanakavavin’i Etibala mpanjakan’ny Sidonianina,+ ary lasa nanompo an’i Bala+ izy ka niankohoka teo anatrehany.

  • 2 Mpanjaka 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nifikitra tamin’ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata anefa izy, dia ny fahotan’i Jeroboama izay nampanotany ny Israely.+ Tsy niala tamin’izany izy.

  • 2 Mpanjaka 10:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Tsy nanaraka tsara ny lalàn’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo anefa i Jeho.+ Tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama, izay nampanotany ny Israely, mantsy izy.+

  • 2 Mpanjaka 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Joahaza,+ ka tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely.+ Tsy niala tamin’izany izy.

  • 2 Mpanjaka 17:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary efa nendahany niala tamin’ny taranak’i Davida ny Israely. Koa nataon’izy ireo mpanjaka i Jeroboama zanak’i Nebata. Nampiala ny Israely tsy hanaraka an’i Jehovah anefa i Jeroboama,+ ka nahatonga ny Israely hanao fahotana lehibe.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara