Genesisy 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary i Kanana niteraka an’i Sidona+ lahimatoany sy Heta,+ 1 Mpanjaka 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tia vady maro hafa firenena i Solomona Mpanjaka,+ ankoatra an’ilay zanakavavin’i Farao,+ dia vehivavy moabita+ sy amonita+ sy edomita+ sy sidonianina+ ary hetita,+
11 Tia vady maro hafa firenena i Solomona Mpanjaka,+ ankoatra an’ilay zanakavavin’i Farao,+ dia vehivavy moabita+ sy amonita+ sy edomita+ sy sidonianina+ ary hetita,+