2 Mpanjaka 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hohenjaniko eo amin’i Jerosalema ny tady fandrefesana+ nampiasaina tamin’i Samaria,+ sy ny filamatra* nampiasaina tamin’ny taranak’i Ahaba.+ Dia hodioviko+ i Jerosalema, toy ny manadio vilia baolina izay diovina ka ahohoka.+
13 Ary hohenjaniko eo amin’i Jerosalema ny tady fandrefesana+ nampiasaina tamin’i Samaria,+ sy ny filamatra* nampiasaina tamin’ny taranak’i Ahaba.+ Dia hodioviko+ i Jerosalema, toy ny manadio vilia baolina izay diovina ka ahohoka.+