FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nandresy ny Moabita koa izy.+ Dia nasainy nitsotra tamin’ny tany ireo mba horefesina amin’ny tady. Ary nandrefy indroa tamin’ny halavan’ilay tady izy, ka natokany hovonoina ho faty izay tafiditra tao anatin’izay, ary nandrefy indray mandeha izy ka navelany ho velona izay tao anatin’izay.+ Dia lasa mpanompon’i Davida+ ny Moabita ka nandoa hetra+ taminy.

  • Isaia 28:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny rariny no hataoko ho tady fandrefesana,+ ary ny fahamarinana+ ho filamatra.* Koa hopaohin’ny havandra+ ny lainga fialofana,+ ary ho safotry ny rano ny toeram-piafenana.+

  • Isaia 34:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hitoetra ao ny gisandrano sy ny sokina, ary honina ao ny vorondolo lava sofina sy ny goaika.+ Hohenjaniny eo amin’ilay tany ny tady andrefesana+ ny fahafoanana, sy ny pilaon’ny fahafonganana.

  • Fitomaniana 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Noeritreretin’i Jehovah horavana ny mandan’i+ Ziona zanakavavy.

      Nohenjaniny ny tady fandrefesana.+ Tsy nampihemotra ny tanany tsy handripaka izy.+

      Ary nataony nisaona ny tovon-tany sy ny manda.+ Samy ketraka ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara