FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Anio no hanoloran’i Jehovah anao ho eto an-tanako,+ ka hovonoiko ianao ary hotapahiko ny lohanao. Ary homeko ho an’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatin’izay ao an-tobin’ny Filistinina anio.+ Dia ho fantatry ny olona eran-tany fa manana Andriamanitra ny Israely.+

  • Jeremia 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “‘Handefa loza karazany efatra aho hamelezana azy ireo’,+ hoy i Jehovah, ‘dia ny sabatra izay hamono azy, ny alika izay hitaritarika azy, ary ny voro-manidina+ sy ny bibidia izay hihinana sy handringana azy.

  • Apokalypsy 19:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa ny sisa kosa novonoina tamin’ilay sabatra lava lela nivoaka avy tamin’ny vavan’ilay+ mitaingin-tsoavaly.+ Ary voky+ ny nofon’izy ireny+ ny vorona rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara