FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ‘Hatramin’ny andro nitondrako ny Israely oloko nivoaka avy tany Ejipta, dia mbola tsy nisy tanàna nofidiko+ teo amin’ny foko rehetran’ny Israely, mba hanaovana trano+ hitoeran’ny anarako.+ Koa hifidy an’i Davida aho ho mpitarika ny Israely oloko.’+

  • 1 Mpanjaka 11:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Fa homeko foko iray ny zanany, mba hisy jiro ho an’i Davida mpanompoko foana eo anatrehako, any Jerosalema,+ ilay tanàna nofidiko ho ahy mba hametrahana ny anarako.+

  • 2 Tantara 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanamafy orina ny toerany tao Jerosalema i Rehoboama Mpanjaka, ka naharitra ny fanjakany. Iraika amby efapolo taona i Rehoboama+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary fito ambin’ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema, ilay tanàna+ nofidin’i Jehovah teo amin’ny foko rehetran’ny Israely mba hametrahany ny anarany.+ Ary Nama+ no anaran-dreniny, dia i Nama Amonita.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara