FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ny zanak’Israely sady nalaky nanadino an’i Jehovah Andriamaniny,+ ka lasa nanompo an’ireo Bala+ sy ireo tsato-kazo masina.+

  • 2 Mpanjaka 17:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Na ny Joda aza anefa tsy nitandrina ny didin’i Jehovah Andriamaniny,+ fa ny lalàna noforonin’ny Israely+ no notandremany.

  • 2 Tantara 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Raha vao mafy orina ny fanjakan’i Rehoboama+ ka nahery izy, dia nahafoy ny lalàn’i Jehovah+ izy sy ny Israely rehetra+ niaraka taminy.

  • Jeremia 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa hitako izany, dia noroahiko ny Israely mpivadika, satria nanitsakitsa-bady.+ Dia nomeko azy ny taratasy manambara fa misara-panambadiana tanteraka izahay.+ Na izany aza, dia mbola tsy natahotra foana ny Joda, ilay rahavaviny mpamitaka, fa lasa nivaro-tena koa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara