FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria Andriamanitra saro-piaro i Jehovah, ilay antsoina hoe Saro-piaro.+

  • Deoteronomia 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa afo mandevona i Jehovah Andriamanitrao,+ dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+

  • Salamo 78:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Nampahatezitra azy foana izy ireo noho ny toerana avo naoriny,+

      Ary nanao izay hahasaro-piaro azy noho ny sary sokitra nivavahany.+

  • Isaia 65:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Mamelatra ny tanako mandrakariva amin’ny vahoaka mafy loha+ aho, dia amin’ireo mandeha amin’ny lalan-dratsy,+ araka izay saim-pantany,+

  • 1 Korintianina 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Sa “manao izay hahasaro-piaro an’i Jehovah isika”?+ Mahery noho izy angaha isika?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara