1 Mpanjaka 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nesoriko+ tamin’ny taranak’i Davida ny fanjakana ka nomeko anao, nefa ianao tsy mba nanao tahaka an’i Davida mpanompoko, izay nitandrina ny didiko sy nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo ka tsy nanao afa-tsy izay mahitsy teo imasoko.+ 2 Mpanjaka 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy,+ sady nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Davida razambeny.+ Nanaraka an-tsakany sy an-davany ny didin’Andriamanitra izy.+
8 Ary nesoriko+ tamin’ny taranak’i Davida ny fanjakana ka nomeko anao, nefa ianao tsy mba nanao tahaka an’i Davida mpanompoko, izay nitandrina ny didiko sy nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo ka tsy nanao afa-tsy izay mahitsy teo imasoko.+
2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy,+ sady nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Davida razambeny.+ Nanaraka an-tsakany sy an-davany ny didin’Andriamanitra izy.+