FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 11:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ny antony dia satria nahafoy ahy izy ireo+ ka niankohoka teo anatrehan’i Astarta+ andriamanibavin’ny Sidonianina, sy Kemosy+ andriamanitr’i Moaba, ary Milkoma+ andriamanitry ny taranak’i Amona. Ary tsy nandeha tamin’ny lalako izy ireo, ka tsy nanao izay mahitsy teo imasoko sady tsy nitandrina ny didiko sy ny fitsipiko, tsy mba hoatran’i Davida rainy.

  • 1 Mpanjaka 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah mantsy i Davida, ary tsy niala tamin’izay nandidiany azy izy nandritra ny androm-piainany,+ afa-tsy tamin’ilay raharaha momba an’i Oria Hetita.+

  • Asan’ny Apostoly 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary rehefa nesoriny i Saoly,+ dia notendreny ho mpanjakan’izy ireo i Davida.+ Izao no nambarany momba an’io Davida io: ‘Nahita an’i Davida zanak’i Jese aho.+ Lehilahy sitraky ny foko+ izy, ary hanao izay iriko rehetra.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara